|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kabary tsara lahatra |
| Singan-teny | 2kabary, 3tsara, 4lahatra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny.
7lahateny efa voaomana ary mirindra fatratra. [1.1] |
| Tovy hevitra | 8kabary tsara mitsangana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|